[00:00.00] 作词 : Zafimahaleo Rasolofondraosolo[00:01.00] 作曲 : Zafimahaleo Rasolofondraosolo[00:09.16]Mozambika e mitabataba lalandava e[00:18.42]Tanàna andrefana ao izy e, manakoako i Mozambika e[00:27.42]Tanàna andrefana ao izy e, ny basy no mihirahira[00:34.92]Mozambika e miady ho an'ny tanindrazana[00:43.72]Mozambika e ny adiny tsy mbola vita e[00:52.42]Tanàna andrefana ao izy e, jereo i Mozambika[01:01.32]Tanàna andrefana ao izy e, masiaka i Mozambika[01:08.82]Mozambika e miady ho an'ny tanindrazana[01:17.62]Tanàna andrefana ao izy e, tsy mahita andro mihiratra[01:26.52]Tanàna andrefana ao izy e, mbola hamirapiratra[01:33.92]Gasikara[01:38.22]Gasikara handeha ho aiza[01:42.52]Tanàna misy antsika izy e, nolokoina menamena[01:51.32]Tanàna menamena izy e, feno trano mangamanga